Fa nahalala izany i Jesoa ka dia niala teo. Maro ny vahoaka nanaraka Azy, ka nositraniny izay rehetra narary tamin’ireny;
Matio 19:2 - Baiboly Katolika Vahoaka be dia be no nanaraka Azy, ary nanasitrana ny marary teo Izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy dia nanasitrana azy tany Izy. DIEM PROTESTANTA Vahoaka maro no nanaraka Azy ary nahasitrana ny marary teo i Jesoa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Vahoaka maro no nanaraka Azy ary nahasitrana ny marary teo i Jesoa. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy, dia nahasitrana azy teo Izy. Malagasy Bible Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy, dia nahasitrana azy teo Izy. La Bible en Malgache Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy dia nanasitrana azy tany Izy. |
Fa nahalala izany i Jesoa ka dia niala teo. Maro ny vahoaka nanaraka Azy, ka nositraniny izay rehetra narary tamin’ireny;
Ary nisy Farisianina nanatona Azy mba haka fanahy Azy, ka nanao hoe: «Mahazo misao-bady va ny lehilahy, na inona na inona antony?»