Ary raha diso taminao ny rahalahinao, dia manatòna azy; ka rehefa mitokana ianareo, dia asehoy azy ny hadisoany. raha mihaino anao izy, dia efa azonao ny rahalahinao;
Matio 18:21 - Baiboly Katolika Ary tamin’izay, nanatona Azy i Piera nanao hoe: «Tompoko, raha diso impiry amiko moa ny rahalahiko no tokony hamela azy aho? Hatramin’ny impito va?» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nanatona i Petera ka niteny Taminy hoe: Tompoko, impiry moa no hanotan’ny rahalahiko amiko ka havelako izy? Hatramin’ny impito va? DIEM PROTESTANTA Tamin’izay dia nanatona an’i Jesoa i Petera ka nanontany Azy hoe: –Tompo ô, impiry moa aho no tokony hamela ny havana iray finoana raha diso amiko izy? Hatramin’ny impito ve? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’izay dia nanatona an’i Jesoa i Petera ka nanontany Azy hoe: –Tompo ô, impiry moa aho no tokony hamela ny havana iray finoana raha diso amiko izy? Hatramin’ny impito ve? Baiboly Protestanta Malagasy Dia nanatona Petera ka nanao taminy hoe: Tompoko, impiry moa no hanotan’ny rahalahiko amiko, ka havelako izy? Hatramin’ny impito va? Malagasy Bible Dia nanatona Petera ka nanao taminy hoe: Tompoko, impiry moa no hanotan'ny rahalahiko amiko, ka havelako izy? Hatramin'ny impito va? La Bible en Malgache Dia nanatona i Petera ka niteny Taminy hoe: Tompoko, impiry moa no hanotan’ny rahalahiko amiko ka havelako izy? Hatramin’ny impito va? |
Ary raha diso taminao ny rahalahinao, dia manatòna azy; ka rehefa mitokana ianareo, dia asehoy azy ny hadisoany. raha mihaino anao izy, dia efa azonao ny rahalahinao;