ary hoy Izy taminy: «Hay! ianareo koa mba kely fahalalana toy izany. Tsy fantatrareo va fa izay avy eo ivelany ka miditra ao anatin’ny olona dia tsy mahaloto azy,
Matio 16:9 - Baiboly Katolika Moa tsy mbola fantatrareo ihany, sa tsy tsaroanareo fa mofo dimy dia ampy olona dimy arivo, ary mbola firy harona no nangoninareo? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tsy mbola azonareo ary tsy tsaroanareo va ny mofo dimy ho an’ny olona dimy arivo, firy harona moa no nangoninareo? DIEM PROTESTANTA Mbola tsy takatrareo foana ve? Tsy tsaroanareo ve ny mofo dimy ho an’ny vatan-dehilahy dimy arivo ary ny hamaroan’ireo sobika feno nentinareo nody? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Mbola tsy takatrareo foana ve? Tsy tsaroanareo ve ny mofo dimy ho an’ny vatan-dehilahy dimy arivo ary ny hamaroan’ireo sobika feno nentinareo nody? Baiboly Protestanta Malagasy Tsy mbola mahafantatra va hianareo, ary tsy tsaroanareo va ny mofo dimy ho an’ny dimy arivo, ka firy harona moa no nangoninareo? Malagasy Bible Tsy mbola mahafantatra va ianareo, ary tsy tsaroanareo va ny mofo dimy ho an'ny dimy arivo, ka firy harona moa no nangoninareo? La Bible en Malgache Tsy mbola azonareo ary tsy tsaroanareo va ny mofo dimy ho an’ny olona dimy arivo, firy harona moa no nangoninareo? |
ary hoy Izy taminy: «Hay! ianareo koa mba kely fahalalana toy izany. Tsy fantatrareo va fa izay avy eo ivelany ka miditra ao anatin’ny olona dia tsy mahaloto azy,
Tsy tsaroanareo va fa zavatra efa voalazako taminareo izany, fony aho mbola tany aminareo?