Matio 16:2 - Baiboly Katolika Namaly Izy ka nilaza taminy hoe: «Nony hariva ny andro, dia hoy ianareo: Ho tsara ny andro, fa mena ny lanitra; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary Izy namaly azy ireo hoe: Rehefa hariva ny andro dia hoy ianareo: Ho tsara ny andro fa mena ny lanitra. DIEM PROTESTANTA Izao kosa no tenin’i Jesoa taminy: [ –Nony hariva ny andro, dia hoy ianareo hoe: «Ho tsara ny andro fa mena midorehitra ny lanitra.» Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izao kosa no tenin’i Jesoa taminy: [ –Nony hariva ny andro, dia hoy ianareo hoe: «Ho tsara ny andro fa mena midorehitra ny lanitra.» Baiboly Protestanta Malagasy Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Nony hariva, dia hoy hianareo: Ho tsara ny andro, fa mena ny lanitra. Malagasy Bible Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Nony hariva, dia hoy ianareo: Ho tsara ny andro, fa mena ny lanitra. La Bible en Malgache Ary Izy namaly azy ireo hoe: Rehefa hariva ny andro dia hoy ianareo: Ho tsara ny andro fa mena ny lanitra. |