Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Matio 13:34 - Baiboly Katolika

Fanoharana no nilazan’i Jesoa izany rehetra izany tamin’ny vahoaka, ary Izy tsy niteny taminy afa-tsy tamin’ny fanoharana,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Fanoharana no nilazan’i Jesosy izany zavatra rehetra izany tamin’ny vahoaka ary tsy nisy nolazainy taminy, afa-tsy tamin’ny fanoharana

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Fanoharana no nanambaran’i Jesoa izany rehetra izany tamin’ny vahoaka. Ary tsy nanambara zavatra tamin’ny vahoaka afa-tsy tamin’ny fanoharana i Jesoa,

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Fanoharana no nanambaran’i Jesoa izany rehetra izany tamin’ny vahoaka. Ary tsy nanambara zavatra tamin’ny vahoaka afa-tsy tamin’ny fanoharana i Jesoa,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Fanoharana no nilazan’i Jesosy izany zavatra rehetra izany tamin’ny vahoaka, ary tsy nisy nolazainy taminy, afa-tsy tamin’ny fanoharana,

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Fanoharana no nilazan'i Jesosy izany zavatra rehetra izany tamin'ny vahoaka, ary tsy nisy nolazainy taminy, afa-tsy tamin'ny fanoharana,

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Fanoharana no nilazan’i Jesosy izany zavatra rehetra izany tamin’ny vahoaka ary tsy nisy nolazainy taminy, afa-tsy tamin’ny fanoharana

Jereo ny toko



Matio 13:34
6 Rohy Ifampitohizana  

Ary noho izany, dia fanoharana no itenenako aminy: satria mijery izy fa tsy mahita,


Ary nilaza zavatra maro tamin’ireo tamin’ny fanoharana Izy. Hoy Izy hoe: «Indro nivoaka hamafy ny mpamafy;


Nolazain’i Jesoa taminy izany fanoharana izany, nefa tsy azon’izy ireo izay nolazainy tamin’izany.


Fanoharana no nilazako izany taminareo; fa avy ny andro tsy hanaovako fanoharana aminareo intsony, fa hambarako aminareo miharihary ny amin’ny Ray.


Dia hoy ny mpianany taminy: «Indro milaza tsotra Ianao ankehitriny, fa tsy manao fanoharana akory.