fa raha natory ny olona, dia tonga ny fahavalony, ka namafy voan’ahi-dratsy tamin’ny vary, dia lasa.
Matio 13:29 - Baiboly Katolika Tsia, hoy Izy, fandrao ongotanareo mbamin’ny vary, raha manongotra ny ahi-dratsy ianareo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa hoy izy: Tsia, fandrao, raha manongotra ny tsimparifary ianareo dia hongotanareo miaraka aminy koa ny vary. DIEM PROTESTANTA Fa nataon’ny tompon-tanimbary hoe: «Tsia, fandrao hongotanareo mbamin’ny vary raha esorinareo ny tsimparifary!» Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa nataon’ny tompon-tanimbary hoe: «Tsia, fandrao hongotanareo mbamin’ny vary raha esorinareo ny tsimparifary!» Baiboly Protestanta Malagasy Fa hoy izy: Tsia, fandrao, raha manongotra ny tsimparifary hianareo, dia hongotanareo miaraka aminy koa ny vary. Malagasy Bible Fa hoy izy: Tsia, fandrao, raha manongotra ny tsimparifary ianareo, dia hongotanareo miaraka aminy koa ny vary. La Bible en Malgache Fa hoy izy: Tsia, fandrao, raha manongotra ny tsimparifary ianareo dia hongotanareo miaraka aminy koa ny vary. |
fa raha natory ny olona, dia tonga ny fahavalony, ka namafy voan’ahi-dratsy tamin’ny vary, dia lasa.
Ny fahavaloko no nanao izany, hoy ny navaliny. Tianao va ny handehananay hiava azy? hoy ireo mpanompony taminy.
Avelao hiara-maniry izy roroa ambara-piavin’ny fijinjana; fa raha tonga ny taom-pijinjana, dia holazaiko amin’ny mpijinja hoe: Ongoty aloha ny ahi-dratsy, dia fehezo amboarany mba hodorana; ary angony ho any an-tsompitro ny vary.