Matio 13:20 - Baiboly Katolika
Ary ilay nafafy tamin’ny tany be vato no izay mandre ny teny sy mandray azy an-kafaliana miaraka amin’izany,
Jereo ny toko
Fa ilay nafafy teny amin’ny tany be vato, dia izay mandre ny teny ka malaky mandray azy amin’ny hafaliana;
Jereo ny toko
Ny voa nafafy tamin’ny tany be vato dia izay mahaheno ny teny ka mandray azy avy hatrany amin-kafaliana,
Jereo ny toko
Ny voa nafafy tamin’ny tany be vato dia izay mahaheno ny teny ka mandray azy avy hatrany amin-kafaliana,
Jereo ny toko
Fa ilay nafafy teny amin’ny tany marivo ambony vatolampy dia izay mandre ny teny ka malaky mandray azy amin’ny hafaliana;
Jereo ny toko
Fa ilay nafafy teny amin'ny tany marivo ambony vatolampy dia izay mandre ny teny ka malaky mandray azy amin'ny hafaliana;
Jereo ny toko
Fa ilay nafafy teny amin’ny tany be vato, dia izay mandre ny teny ka malaky mandray azy amin’ny hafaliana;
Jereo ny toko