Izay tia ny rainy sy ny reniny mihoatra noho Izaho, dia tsy mendrika Ahy; ary izay tia ny zanany lahy na ny zanany vavy mihoatra noho Izaho, dia tsy mendrika Ahy.
Matio 12:48 - Baiboly Katolika Fa izao no navaliny an’ilay nilaza taminy: «Iza moa no reniko ary zovy no rahalahiko?». Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa namaly an’ilay nilaza Taminy izy hoe: Iza moa no reniko ary iza no rahalahiko? DIEM PROTESTANTA Fa hoy ny navalin’i Jesoa ilay nampandre: –Iza moa no reniko ary iza moa no rahalahiko? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa hoy ny navalin’i Jesoa ilay nampandre: –Iza moa no reniko ary iza moa no rahalahiko? Baiboly Protestanta Malagasy Fa namaly Izy ka nanao tamin’ilay nilaza taminy hoe: Iza moa no reniko, ary iza no rahalahiko? Malagasy Bible Fa namaly Izy ka nanao tamin'ilay nilaza taminy hoe: Iza moa no reniko, ary iza no rahalahiko? La Bible en Malgache Fa namaly an’ilay nilaza Taminy izy hoe: Iza moa no reniko ary iza no rahalahiko? |
Izay tia ny rainy sy ny reniny mihoatra noho Izaho, dia tsy mendrika Ahy; ary izay tia ny zanany lahy na ny zanany vavy mihoatra noho Izaho, dia tsy mendrika Ahy.
ka nisy olona anankiray nilaza taminy hoe: «Indreo ny reninao sy ny rahalahinao ao alatrano, mitady Anao.»
Dia naninjitra ny tanany nanondro ny mpianany Izy ka nanao hoe: «Ireo no reniko sy rahalahiko.
Fa hoy Izy taminy: «Nahoana no nitady Ahy ianareo? Tsy fantatrareo va fa tsy maintsy ho ao amin’ny Raiko Aho?»
Ary i Jesoa nitombo fahendrena sy tena, ary nandroso nahatehotia tamin’Andriamanitra sy ny olona.
Koa dia tsy mahalala olona araka ny nofo intsony izahay; ary na dia nahalala an’i Kristy araka ny nofo aza izahay; dia tsy araka izany intsony no ahalalanay Azy ankehitriny.
izay nilaza tamin-drainy aman-dreniny hoe: Tsy nahita azy ireo aho, izay tsy nahalala ny rahalahiny na nahafantatra na inona na inona momba ny zanany, fa nankatò ny teninao izy, ary nitana ny fanekenao.