i Azôra niteraka an’i Sadôka; i Sadôka niteraka an’i Akima; i Akima niteraka an’i Elioda;
Matio 1:15 - Baiboly Katolika i Elioda niteraka an’i Eleazara; i Eleazara niteraka an’i Matàna; i Matàna niteraka an’i Jakôba; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Elihoda dia niteraka an’i Eleazara; i Eleazara dia niteraka an’i Matana; i Matana dia niteraka an’i Jakoba; DIEM PROTESTANTA I Elihoda, ray niteraka an’i Eleazara; i Eleazara, ray niteraka an’i Matàna; i Matàna, ray niteraka an’i Jakôba. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Elihoda, ray niteraka an’i Eleazara; i Eleazara, ray niteraka an’i Matàna; i Matàna, ray niteraka an’i Jakôba. Baiboly Protestanta Malagasy ary Elihoda niteraka an’i Eleazara; ary Eleazara niteraka an’i Matana; ary Matana niteraka an’i Jakoba; Malagasy Bible ary Elihoda niteraka an'i Eleazara; ary Eleazara niteraka an'i Matana; ary Matana niteraka an i Jakoba; La Bible en Malgache i Elihoda dia niteraka an’i Eleazara; i Eleazara dia niteraka an’i Matana; i Matana dia niteraka an’i Jakoba; |
i Azôra niteraka an’i Sadôka; i Sadôka niteraka an’i Akima; i Akima niteraka an’i Elioda;
ary i Jakôba niteraka an’i Josefa vadin’i Maria izay niteraka an’i Jesoa ilay atao hoe Kristy.