i Zôrôbabela niteraka an’i Abioda; i Abioda niteraka an’i Eliakima; i Eliakima niteraka an’i Azôra;
Matio 1:14 - Baiboly Katolika i Azôra niteraka an’i Sadôka; i Sadôka niteraka an’i Akima; i Akima niteraka an’i Elioda; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Azora dia niteraka an’i Zadoka; i Zadoka dia niteraka an’i Akima; i Akima dia niteraka an’i Elihoda; DIEM PROTESTANTA I Azôra, ray niteraka an’i Sadôka; i Sadôka, ray niteraka an’i Akima; i Akima, ray niteraka an’i Elihoda. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Azôra, ray niteraka an’i Sadôka; i Sadôka, ray niteraka an’i Akima; i Akima, ray niteraka an’i Elihoda. Baiboly Protestanta Malagasy ary Azora niteraka an’i Zadoka; ary Zadoka niteraka an’i Akima; ary Akima niteraka an’i Elihoda; Malagasy Bible ary Azora niteraka an'i Zadoka; ary Zadoka niteraka an'i Akima; ary Akima niteraka an'i Elihoda; La Bible en Malgache i Azora dia niteraka an’i Zadoka; i Zadoka dia niteraka an’i Akima; i Akima dia niteraka an’i Elihoda; |
i Zôrôbabela niteraka an’i Abioda; i Abioda niteraka an’i Eliakima; i Eliakima niteraka an’i Azôra;
i Elioda niteraka an’i Eleazara; i Eleazara niteraka an’i Matàna; i Matàna niteraka an’i Jakôba;