Marka 9:40 - Baiboly Katolika Na iza na iza hanome rano eran’ny kapoaka anareo amin’ny Anarako, satria an’i Kristy ianareo, dia lazaiko marina aminareo fa tsy ho very valisoa izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa izay tsy manohitra antsika dia momba antsika. DIEM PROTESTANTA Fa izay tsy manohitra antsika dia momba antsika. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa izay tsy manohitra antsika dia momba antsika. Baiboly Protestanta Malagasy Fa izay tsy manohitra antsika dia momba antsika. Malagasy Bible Fa izay tsy manohitra antsika dia momba antsika. La Bible en Malgache Fa izay tsy manohitra antsika dia momba antsika. |
«Izay tsy momba Ahy, dia manohitra Ahy, ary izay tsy miara-mamory amiko, dia manahaka.»