Nony niala teo izy ireo, dia namaky an’i Galilea, ary tsy tian’i Jesoa ho fantatr’olona izany,
Marka 9:30 - Baiboly Katolika fa nampianatra ny mpianany Izy ary nanao taminy hoe: «Hatolotra eo an-tanan’ny olombelona ny Zanak’olona, dia hovonoiny, fa hitsangan-ko velona avy any amin’ny maty Izy raha afaka hateloana aorian’ny hahafatesany.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia niala teo izy ireo ka nizotra namakivaky an’i Galilia, ary tsy tian’i Jesosy ho fantatry ny olona izany. DIEM PROTESTANTA Dia niala teo i Jesoa sy ny mpianany ka namakivaky ny faritany Galilea, ary tsy tian’i Jesoa hisy hahalala izany; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niala teo i Jesoa sy ny mpianany ka namakivaky ny faritany Galilea, ary tsy tian’i Jesoa hisy hahalala izany; Baiboly Protestanta Malagasy DIA niala teo izy ka nizotra namaky an’i Galilia, ary tsy tian’i Jesosy ho fantatry ny olona izany. Malagasy Bible Dia niala teo izy ka nizotra namaky an'i Galilia, ary tsy tian'i Jesosy ho fantatry ny olona izany. La Bible en Malgache Dia niala teo izy ireo ka nizotra namakivaky an’i Galilia, ary tsy tian’i Jesosy ho fantatry ny olona izany. |
Nony niala teo izy ireo, dia namaky an’i Galilea, ary tsy tian’i Jesoa ho fantatr’olona izany,
Tsy eto Izy fa efa nitsangana; tsarovy ny teny nolazainy taminareo fony Izy mbola tany Galilea, hoe: