Ary nilaza tamin’ny mpianany Izy mba hanomana sambo kely hiandry Azy eo noho ny habetsahan’ny vahoaka, fandrao dia poritin’ny olona Izy.
Marka 6:32 - Baiboly Katolika Dia niara-niondrana an-tsambo kely izy ireo ka lasa nitokana any amin’ny tany mangingina. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nandeha an-tsambokely izy ireo mba hitokana any an-tany efitra. DIEM PROTESTANTA Dia niondrana an-tsambokely ry i Jesoa ka nandeha nitokana any an-taniefitra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niondrana an-tsambokely ry i Jesoa ka nandeha nitokana any an-taniefitra. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nandeha an-tsambokely izy hitokana any an-tany foana. Malagasy Bible Dia nandeha an-tsambokely izy hitokana any an-tany foana. La Bible en Malgache Dia nandeha an-tsambokely izy ireo mba hitokana any an-tany efitra. |
Ary nilaza tamin’ny mpianany Izy mba hanomana sambo kely hiandry Azy eo noho ny habetsahan’ny vahoaka, fandrao dia poritin’ny olona Izy.
Dia nilaozan’izy ireo teo ny olona ka nentiny tamin’izao tao an-tsambo kely i Jesoa ary nisy sambo kely maromaro koa niaraka taminy.
Fa hitan’ny olona ny nandehanany ary maro no nahalala ny halehany, ka nidodododo nandeha an-tongotra avy amin’ny tanàna rehetra, sy tonga tany talohany.
Dia noteren’i Jesoa hiondrana an-tsambo kely niaraka tamin’izay ny mpianany, mba hialoha Azy eny am-pita ho any Betsaida, ambara-pandràvany ny vahoaka;
Ary niakatra teo aminy teo an-tsambo kely Izy, dia nitsahatra ny rivotra, ka talanjona fatratra izy ireo,
Nony afaka izany dia lasa nankany an-dafin’ny ranomasin’i Galilea, na ny farihin’i Tiberiady i Jesoa,