Ny tamà-miaraka amin’ny hendry, hihahendry; fa ny mivarilena amin’ny adala, hiharatsy.
Marka 4:10 - Baiboly Katolika Nony efa nitokana Izy, dia nanontany Azy ny amin’ny fanoharana ireo momba Azy mbamin’ny roa ambin’ny folo lahy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa nisintona tsy teo amin’ny vahoaka intsony Izy dia nanontany Azy ny amin’ireo fanoharana ireo ny olona nomba Azy mbamin’ny roa amby folo lahy. DIEM PROTESTANTA Rehefa nitokana lavitra ny vahoaka i Jesoa, dia nanontany Azy ny hevitry ny fanoharana ireo mpomba Azy mbamin’ny 12 lahy, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Rehefa nitokana lavitra ny vahoaka i Jesoa, dia nanontany Azy ny hevitry ny fanoharana ireo mpomba Azy mbamin’ny 12 lahy, Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha tao amin’ny mangingina Izy, dia nanontany Azy ny amin’ny fanoharana ireo nomba Azy mbamin’ny roa ambin’ny folo lahy. Malagasy Bible Ary raha tao amin'ny mangingina Izy, dia nanontany Azy ny amin'ny fanoharana ireo nomba Azy mbamin'ny roa ambin'ny folo lahy. La Bible en Malgache Rehefa nisintona tsy teo amin’ny vahoaka intsony Izy dia nanontany Azy ny amin’ireo fanoharana ireo ny olona nomba Azy mbamin’ny roa amby folo lahy. |
Ny tamà-miaraka amin’ny hendry, hihahendry; fa ny mivarilena amin’ny adala, hiharatsy.
Ary nilaza zavatra maro tamin’ireo tamin’ny fanoharana Izy. Hoy Izy hoe: «Indro nivoaka hamafy ny mpamafy;
Tamin’izay, nony efa nampody ny vahoaka Izy, dia mba nody, ary nanatona Azy ny mpianany nanao hoe: «Lazao anay ny hevitry ny fanoharana ny amin’ny ahi-dratsy.»
Ary hoy Izy taminy: «Ianareo no nomena ny hahalala ny zava-miafina amin’ny fanjakan’Andriamanitra, fa amin-dry zareo any ivelany kosa ny zavatra rehetra dia atao amin’ny fanoharana,
Ary tsy niteny taminy afa-tsy tamin’ny fanoharana Izy, fa nony mangingina vao nanambara tamin’ny mpianany ny hevitr’ireo rehetra ireo.
Nony niala teo amin’ny vahoaka Izy ka tonga tany an-trano, dia nanontanian’ny mpianany ny amin’ilay fanoharana,