Nony nandre izany ny havany dia nivoaka hihazona Azy, fa hoy izy ireo: «Efa very saina Izy.»
Marka 3:31 - Baiboly Katolika Ary tonga ny reniny sy ny rahalahiny, nijanona teo alatrano, ka naniraka nampiantso Azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary tonga ny reniny mbamin’ireo rahalahiny ka nijanona teo alatrano, dia naniraka olona hankao Aminy hiantso Azy. DIEM PROTESTANTA Tamin’izay dia tonga ny renin’i Jesoa sy ireo rahalahiny, nijanona teo alatrano ary naniraka olona hiantso Azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’izay dia tonga ny renin’i Jesoa sy ireo rahalahiny, nijanona teo alatrano ary naniraka olona hiantso Azy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary avy ny reniny mbamin’ny rahalahiny ka nijanona teo ala-trano, dia naniraka tao aminy hiantso Azy. Malagasy Bible Ary avy ny reniny mbamin'ny rahalahiny ka nijanona teo ala-trano, dia naniraka tao aminy hiantso Azy. La Bible en Malgache Ary tonga ny reniny mbamin’ireo rahalahiny ka nijanona teo alatrano, dia naniraka olona hankao Aminy hiantso Azy. |
Nony nandre izany ny havany dia nivoaka hihazona Azy, fa hoy izy ireo: «Efa very saina Izy.»
Fa nisy olona maro nipetraka nanodidina Azy, dia nilazana Izy natao hoe: «Indreo ao alatrano ny reninao sy ny rahalahinao mitady anao.»