Marka 15:30 - Baiboly Katolika Vonjeo ilay ity ny Tenan’Ialahy, ka mialà amin’ny Hazofijaliana!» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 vonjeo ny tenanao ka midìna hiala teo amin’ny hazofijaliana! DIEM PROTESTANTA Vonjeo ny tenanao, ka midîna avy eo amin’ny hazofijaliana! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Vonjeo ny tenanao, ka midîna avy eo amin’ny hazofijaliana! Baiboly Protestanta Malagasy vonjeo ny tenanao, ka midìna hiala amin’ny hazo fijaliana. Malagasy Bible vonjeo ny tenanao, ka midìna hiala amin'ny hazo fijaliana. La Bible en Malgache vonjeo ny tenanao ka midìna hiala teo amin’ny hazofijaliana! |
Ary izay nandalo dia sady nanevateva Azy no nanakifikifi-doha nanao hoe: «Hia! ry Ilay mandrava ny Tempolin’Andriamanitra, sy manangana azy indray amin’ny hateloana ity!
Ny lohandohan’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna dia naneso Azy toy izany koa, fa izao no resany eo: «Ny sasany novonjeny, fa ny Tenany kosa tsy hainy vonjena.