Indro fa hambinina ny Mpanompoko, hitombo, hankalazaina, ary ho tafasandratra indrindra.
Marka 11:29 - Baiboly Katolika Dia hoy i Jesoa taminy: «Mba hanontaniako zavatra iray loha koa àry ianareo, ka raha voavalinareo, dia holazaiko aminareo izay fahefana anaovako izao. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa hoy Jesosy tamin’izy ireo: Hanontany anareo zavatra tokana kosa Aho ka valio dia holazaiko aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao: DIEM PROTESTANTA Fa novalian’i Jesoa hoe: –Hanontany anareo zavatra anankiray monja aho ka valio, dia holazaiko anareo koa ny fahefana anaovako an’izao zavatra izao. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa novalian’i Jesoa hoe: –Hanontany anareo zavatra anankiray monja aho ka valio, dia holazaiko anareo koa ny fahefana anaovako an’izao zavatra izao. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jesosy nanao taminy hoe: Hanontany anareo zavatra iray loha kosa Aho, ka valio Aho; ary dia holazaiko aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao: Malagasy Bible Ary Jesosy nanao taminy hoe: Hanontany anareo zavatra iray loha kosa Aho, ka valio Aho; ary dia holazaiko aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao: La Bible en Malgache Fa hoy Jesosy tamin’izy ireo: Hanontany anareo zavatra tokana kosa Aho ka valio dia holazaiko aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao: |
Indro fa hambinina ny Mpanompoko, hitombo, hankalazaina, ary ho tafasandratra indrindra.
Namaly i Jesoa ka nanao taminy hoe: «Hanontaniako zavatra iray loha kosa ianareo; ka raha voavalinareo izany dia holazaiko aminareo izay fahefana anaovako izao.
ka nilaza taminy hoe: «Fahefana avy aiza no anaovanao izao zavatra izao? Ary iza no nanome fahefana Anao hanao izany?»