Malakia 3:23 - Baiboly Katolika Indro Aho haniraka an’i Elia, mpaminany ho aminareo, alohan’ny hahatongavan’ny andro i Iaveh, sady lehibe no matahotra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Indro, haniraka an’i Elia mpaminany ho aminareo Aho, dieny tsy mbola tonga ny Andron’NY TOMPO, ilay lehibe sady mahatahotra. DIEM PROTESTANTA «Fa alohan’ny hiavian’ny andron’ny TOMPO, ilay andro lehibe sady mahatahotra, dia haniraka an’i Elià mpaminany ho aminareo Aho. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Fa alohan’ny hiavian’ny andron’ny TOMPO, ilay andro lehibe sady mahatahotra, dia haniraka an’i Elià mpaminany ho aminareo Aho. Baiboly Protestanta Malagasy Indro, Izaho haniraka an’i Elia mpaminany ho aminareo, dieny tsy mbola tonga ny andron’i Jehovah, ilay lehibe sady mahatahotra: La Bible en Malgache Indro, haniraka an’i Elia mpaminany ho aminareo Aho, dieny tsy mbola tonga ny Andron’NY TOMPO, ilay lehibe sady mahatahotra. |