Malakia 3:22 - Baiboly Katolika Tsarovinareo ny lalàn’i Môizy, mpanompoko, izay nomeko didy amam-pitsipika, ho an’i Israely rehetra, tao Horeba. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tsarovinareo ny lalànan’i Mosesy mpanompoko, izay nandidiako azy tao Horeba ny amin’ny Israely rehetra, dia ny didy sy ny fitsipika. DIEM PROTESTANTA «Tsarovy ny lalànan’i Mosesy mpanompoko, dia ny didy amam-pitsipika izay nomeko azy tao Hôreba ho an’ny Israelita rehetra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Tsarovy ny lalànan’i Mosesy mpanompoko, dia ny didy amam-pitsipika izay nomeko azy tao Hôreba ho an’ny Israelita rehetra. Baiboly Protestanta Malagasy Tsarovinareo ny làlan’i Mosesy mpanompoko, izay nandidiako azy tao Horeba ny amin’ny Isiraely rehetra, dia ny didy sy ny fitsipika. La Bible en Malgache Tsarovinareo ny lalànan’i Mosesy mpanompoko, izay nandidiako azy tao Horeba ny amin’ny Israely rehetra, dia ny didy sy ny fitsipika. |