Natolony koa ny tavin’ombalahy aman’ondralahy, ny hofany, ny sabora saron-tsinainy, ny voany, ary ny saron’atiny;
Levitikosy 9:20 - Baiboly Katolika napetrany teo ambonin’ny tratran’izy ireo ny saborany; dia nodoran’i Aarôna hanetona eo ambonin’ny ôtely ny sabora. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia napetrany teo ambonin’ny tratran’ireo ny jaborany ary nodorany ho fofona teo ambonin’ny alitara; DIEM PROTESTANTA dia napetraka teo ambonin’ny tratran’ireo sorom-pihavanana ireo avokoa ny taviny, vao nodorana teo ambonin’ny alitara; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara dia napetraka teo ambonin’ny tratran’ireo sorom-pihavanana ireo avokoa ny taviny, vao nodorana teo ambonin’ny alitara; Baiboly Protestanta Malagasy dia napetrany teo ambonin’ny tratran’ireo ny saborany, ary nodorany ho fofona teo ambonin’ny alitara izany; Malagasy Bible dia napetrany teo ambonin'ny tratran'ireo ny saborany, ary nodorany ho fofona teo ambonin'ny alitara izany; La Bible en Malgache Dia napetrany teo ambonin’ny tratran’ireo ny jaborany ary nodorany ho fofona teo ambonin’ny alitara; |
Natolony koa ny tavin’ombalahy aman’ondralahy, ny hofany, ny sabora saron-tsinainy, ny voany, ary ny saron’atiny;
Raha efa izany dia nahevahevan’i Aarôna teo anatrehan’i Iaveh ny tratran’ireo amam-peny havanana, ho fanatitra ahevaheva, araka ny nandidian’i Môizy.