Hodoran’ny zanak’i Aarôna izany hanetona eo ambonin’ny ôtely, eo ambonin’ny sorona dorana voapetraka eo ambony kitay hazo eo amin’ny afo. Sorona atao amin’ny afo izany, ho hanitra ankasitrahin’i Iaveh.»
Levitikosy 7:28 - Baiboly Katolika Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: DIEM PROTESTANTA Dia niteny tamin’i Mosesy indray ny TOMPO Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niteny tamin’i Mosesy indray ny TOMPO Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: |
Hodoran’ny zanak’i Aarôna izany hanetona eo ambonin’ny ôtely, eo ambonin’ny sorona dorana voapetraka eo ambony kitay hazo eo amin’ny afo. Sorona atao amin’ny afo izany, ho hanitra ankasitrahin’i Iaveh.»
Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao hoe: Izay hanatitra sorom-pihavanana ho an’i Iaveh dia hitondra ho an’i Iaveh fanatitra navahana amin’io sorom-pihavanana io.
Ary hoy i Iaveh tamin’i Aarôna: «Indro omeko anao ny fizakana ny zavatra rehetra voaavaka ho Ahy, dia ny zava-drehetra voatokana avy amin’ny zanak’i Israely. Ny fanosorana anao no antony anomezako izany ho anao sy ny zanakao ho lalàna mandrakizay.
Ary halain’ny mpisorona ny sorok’ondralahy rehefa masaka, mbamin’ny mofo tsy misy lalivay amin’ny harona, ka hataony eo an-tanan’ilay nazareàna, rehefa voaharatra ny lohany voatokana,