Ary hampifandrafesiko ianao sy ny vehivavy, ny taranakao sy ny taranany; izy hanorotoro ny lohanao, ianao kosa hanorotoro ny ombalahin-tongony.»
Levitikosy 4:28 - Baiboly Katolika rehefa fantany ny helony, dia osy vavy lava volo, tsy misy kilema, no hatolony hatao fanatitra noho ny fahotana nataony. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 raha misy olona mampahafantatra azy ny fahotana nataony, dia hitondra osivavy iray tsy misy kilema ho fanatiny noho ny fahotana izay vitany izy. DIEM PROTESTANTA Vantany vao fantatr’ilay olona ny ota vitany, dia osivavy tsy misy kilema no aoka ho sorona hoentiny noho ny ota vitany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Vantany vao fantatr’ilay olona ny ota vitany, dia osivavy tsy misy kilema no aoka ho sorona hoentiny noho ny ota vitany. Baiboly Protestanta Malagasy ary misy mampahafantatra azy ny fahotany izay nataony, dia hitondra osivavy tsy misy kilema ho fanatiny izy noho ny fahotana izay nataony. Malagasy Bible ary misy mampahafantatra azy ny fahotany izay nataony, dia hitondra osivavy tsy misy kilema ho fanatiny izy noho'ny fahotany izay nataony. La Bible en Malgache raha misy olona mampahafantatra azy ny fahotana nataony, dia hitondra osivavy iray tsy misy kilema ho fanatiny noho ny fahotana izay vitany izy. |
Ary hampifandrafesiko ianao sy ny vehivavy, ny taranakao sy ny taranany; izy hanorotoro ny lohanao, ianao kosa hanorotoro ny ombalahin-tongony.»
apetrakao eo anoloanao ny helokay; ary eo amin’ny fahazavan’ny Tavanao, ny fahadisoanay takona.
Noho izany dia ny tenan’ny Tompo no hanome famantarana anareo: Indro nanana anaka ny Virjiny, ka miteraka zaza lahy, ary ny anarany hataony hoe Emanoela.
rehefa fantatra ny ota nataony, dia vantotr’ombalahy iray no haterin’ny fiangonana, ho sorona fanonerana, hoentiny eo anoloan’ny trano lay fihaonana.
rehefa fantany ny fahotana nataony, dia osilahy tsy misy kilema no fanatitra hoentiny;
Raha mpisorona efa voahosotra no nanota, ka nahameloka ny vahoaka amin’izany, dia vantotr’ombalahy iray tsy misy kilema no hatolony amin’i Iaveh, noho ny otany, ho sorona fanonerana.
Raha zanak’ondry no entiny hatao sorona noho ny ota, dia izay vavy tsy misy kilema no hoentiny.
ary hitondra ho an’i Iaveh ho fanonerana noho ny ota nataony, ny vavy iray amin’ny biby fiompy madinika, na ondry na osy, hatao sorona noho ny fahotany, ary ny mpisorona hanao ny fanonerana ho azy noho ny otany.
Satria izay tsy vitan’ny Lalàna noho izy tsy nanan-kery azon’ny nofo, dia vitan’Andriamanitra tamin’ny nanirahany ny Zanany tao amin’ny endriky ny nofom-pahotana sy noho ny fahotana, ka nanameloka ny fahotana tao amin’ny nofony,
Ka tsy misy Jody na Jentily intsony; tsy misy mpanompo na tsy mpanompo, tsy misy lahy na vavy intsony, fa tena iray ihany ianareo rehetra ao amin’i Kristy Jesoa.