Levitikosy 26:23 - Baiboly Katolika Rehefa voan’ireo sazy ireo ianareo, ka mbola tsy mety hanariko ianareo fa mandroso manohitra Ahy ihany, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary raha tsy mandray ny anatro amin’izany ianareo fa mbola manohitra Ahy ihany DIEM PROTESTANTA «Raha amin’izany no tsy raisinareo ny anatro fa mbola toherinareo ihany Aho, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Raha amin’izany no tsy raisinareo ny anatro fa mbola toherinareo ihany Aho, Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha tsy mandray ny anatro amin’izany hianareo, fa mbola manohitra Ahy ihany, Malagasy Bible Any raha tsy mandray ny anatro amin'izany ianareo, fa mbola manohitra Ahy ihany, La Bible en Malgache Ary raha tsy mandray ny anatro amin’izany ianareo fa mbola manohitra Ahy ihany |
Ny nikapohako ny zanakareo, foana; fa tsy nahazo anatra tamin’izany akory izy ireo; ny zavatrareo nandevona ny mpaminaninareo, hoatra ny liona mpandripaka.
Ry Iaveh ô, tsy ny fo mahatoky va no tadiavin’ny masonao? Nikapoka azy Ianao, fa tsy nalahelo izy; nandripaka azy Ianao, fa tsy nety nino anatra izy; nohamafisiny mihoatra noho ny vatolampy ny tavany, tsy nety nibebaka izy.
Raha mandroso manohitra Ahy ihany ianareo, fa tsy mety mihaino Ahy, dia hokapohiko impito mihoatra, araka ny fahotanareo.