Indrindra fa nanome toky izahay fa tsy hanome ny zanakay vavy ho vadin’ny vahoakan’ny tany, na haka ny zanany vavy ho vadin’ny zanakay lahy;
Levitikosy 25:1 - Baiboly Katolika Ary i Iaveh niteny tamin’i Môizy tany an-tendrombohitra Sinaia nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay hoe: DIEM PROTESTANTA Teo an-tendrombohitra Sinay, dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Teo an-tendrombohitra Sinay, dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO Baiboly Protestanta Malagasy ARY Jehovah niteny tamin’i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay hoe: |
Indrindra fa nanome toky izahay fa tsy hanome ny zanakay vavy ho vadin’ny vahoakan’ny tany, na haka ny zanany vavy ho vadin’ny zanakay lahy;
Tamin’ny volana fahatelo aorian’ny nivoahany tany Ejipta, tamin’izany andro izany, no nahatongavan’ny zanak’i Israely tany an’efitr’i Sinaia.
Nony voalazan’i Môizy tamin’ny zanak’i Israely izany, dia navoakan’izy ireo ilay mpanevateva, ka notorahany vato. Notanterahin’ny zanak’i Israely ny didy nomen’i Iaveh an’i Môizy.
«Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao aminy hoe: Rehefa tafiditra any amin’ny tany omeko anareo ianareo, hisy fitsaharana ho an’ny tany; ho sabata fankalazana an’i Iaveh izany.
Any an’efitra Sinaia, tao an-trano lay fihaonana, tamin’ny andro voalohany amin’ny volana faharoa, taona faharoa taorian’ny nivoahana tany amin’ny tany Ejipta, dia niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe;