Levitikosy 23:17 - Baiboly Katolika
Mitondrà, avy any an-tranonareo, mofo roa, ho fanatitra hahevaheva natao tamin’ny lafarina tsara indrindra roa ampahafolon’ny efah, sy nandrahoina nasiana lalivay; santa-bokatra ho an’i Iaveh izany.
Jereo ny toko
Mitondrà mofo roa avy any amin’ny fonenanareo hatao fanatitra asandratra; hatao amin’ny koba tsara toto roa ampahafolon’ny efaha izany ka hasiana masirasira raha hendasina; voaloham-bokatra ho an’NY TOMPO izany.
Jereo ny toko
ka mitondrà, avy amin’ny fonenanareo, mofo roa ho fanatitra hahevaheva eo anatrehako. Ireo mofo ireo dia hatao amin’ny koba lafarinina tsara, milanja telo kilao, ka hasiana leviora no hanendasana azy: voaloham-bokatra natokana ho Ahy TOMPO izany.

Ary mitondrà mofo roa avy amin’ny fonenanareo ho fanatitra ahevaheva; hatao amin’ny koba tsara toto roa ampahafolon’ny efaha izy ka hasiana masirasira raha hendasina; voaloham-bokatra ho an’i Jehovah izany.
Jereo ny toko
Ary mitondrà mofo roa avy amin'ny fonenanareo ho fanatitra ahevaheva; hatao amin'ny koba tsara toto roa ampahafolon'ny efaha izy ka hasiana masirasira raha hendasina; voaloham-bokatra ho an'i Jehovah izany.