Raha sendra misy mihinana amin’izany, dia fahavetavetana izany, ka tsy hankasitrahina ny sorona.
Levitikosy 22:30 - Baiboly Katolika Izay andro amonoana azy ihany no ihinanana azy, fa tsy hisy havela ho tra-maraina. Izaho no Iaveh.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Amin’izany andro izany ihany no hihinanana azy fa aza amelana ho tra-maraina. Izaho no TOMPO. DIEM PROTESTANTA Iny andro anolorana azy iny ihany no hihinanana azy, fa aza amelana ho tra-maraina. Izaho no TOMPO. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Iny andro anolorana azy iny ihany no hihinanana azy, fa aza amelana ho tra-maraina. Izaho no TOMPO. Baiboly Protestanta Malagasy Amin’izany andro izany ihany no hihinanana azy, fa aza amelana ho tra-maraina: Izaho no Jehovah Malagasy Bible Amin'izany andro izany ihany no hihinanana azy, fa aza amelana ho tra-maraina: Izaho no Jehovah La Bible en Malgache Amin’izany andro izany ihany no hihinanana azy fa aza amelana ho tra-maraina. Izaho no TOMPO. |
Raha sendra misy mihinana amin’izany, dia fahavetavetana izany, ka tsy hankasitrahina ny sorona.
Raha manatitra sorom-pisaorana amin’i Iaveh ianareo, dia atolory araka izay ankasitrahana azy.