Rehefa mety ho sorona toy ireny, dia aza raisinareo haterina ho fàhan’ny Andriamanitrareo ireny, na dia avy eo an-tanan’ny olon-kafa firenena aza, fa efa simba ireny fa manan-kilema, ka tsy hahazoanareo sitraka.»
Levitikosy 22:26 - Baiboly Katolika Ary hoy i Iaveh tamin’i Môizy: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: DIEM PROTESTANTA Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO nanao hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: |
Rehefa mety ho sorona toy ireny, dia aza raisinareo haterina ho fàhan’ny Andriamanitrareo ireny, na dia avy eo an-tanan’ny olon-kafa firenena aza, fa efa simba ireny fa manan-kilema, ka tsy hahazoanareo sitraka.»
«Na omby, na ondry, na osy, raha vao teraka, dia hitoetra amin-dreniny hafitoana izy, fa rehefa hatramin’ny andro fahavalo no ho miakatra, vao hankasitrahina ny hanaterana azy ho sorona hatao amin’ny afo amin’i Iaveh.