Fa tsy handroso amin’ny efitra lamba izy, tsy hanatona ny ôtely, satria manan-kilemam-batana izy; tsy handoto ny toerako masina, fa Izaho no Iaveh manamasina azy ireo.
Levitikosy 21:24 - Baiboly Katolika Dia nolazain’i Môizy izany tamin’i Aarôna sy ny zanany ary ny zanak’i Israely rehetra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nilaza izany tamin’i Arona sy ireo zanany ary ny Zanak’Israely rehetra i Mosesy. DIEM PROTESTANTA Dia nampitain’i Mosesy tamin’i Aharôna sy ny zanany ary tamin’ny Israelita rehetra koa izany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nampitain’i Mosesy tamin’i Aharôna sy ny zanany ary tamin’ny Israelita rehetra koa izany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Mosesy dia nilaza izany tamin’i Arona sy ny zanany ary ny Zanak’Isiraely rehetra. Malagasy Bible Ary Mosesy dia nilaza izany tamin'i Arona sy ny zanany ary ny Zanak'Isiraely rehetra. La Bible en Malgache Dia nilaza izany tamin’i Arona sy ireo zanany ary ny Zanak’Israely rehetra i Mosesy. |
Fa tsy handroso amin’ny efitra lamba izy, tsy hanatona ny ôtely, satria manan-kilemam-batana izy; tsy handoto ny toerako masina, fa Izaho no Iaveh manamasina azy ireo.
Lazao amin’i Arkipo izao: «Tandremo ny fandraharahana noraisinao tao amin’ny Tompo, mba hahatanterahanao azy tsara.»
Izany àry no didy omeko anao, ry Timote zanako, araka ny faminaniana maro ny aminao taloha, mba ho araka izany ny hiadianao ny ady tsara,
ary aoka ny fampianarana renao tamiko teo anatrehan’ny vavolombelona maro, hafindranao amin’ny olona mahatoky izay hahay mampianatra ny sasany kosa indray.