I Amrama naka an’i Jôkadeba anabavin-drainy ho vadiny; ka io no niteraka an’i Aarôna sy i Môizy taminy. Fito amby telopolo amby zato taona no andro niainan’i Amrama.
Levitikosy 20:19 - Baiboly Katolika Aza manokatra ny fitanjahan’ny rahavavin-dreninao, na ny anabavin-drainao, fa manokatra ny fitanjahan’ny tenany izay manao izany, ka hilonjy ny helony izy ireo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Aza mandry amin’ny rahavavin-dreninao na amin’ny anabavin-drainao; fa mandry amin’ny havany akaiky izay olona manao izany ka ho meloka. DIEM PROTESTANTA «Aza miray amin’ny rahavavin-dreninao na ny anabavin-drainao; satria raha misy lehilahy miray amin’ny havana akaiky dia akaiky toy izany, dia samy itambesaran-keloka izy roroa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Aza miray amin’ny rahavavin-dreninao na ny anabavin-drainao; satria raha misy lehilahy miray amin’ny havana akaiky dia akaiky toy izany, dia samy itambesaran-keloka izy roroa. Baiboly Protestanta Malagasy Ary aza mandry amin’ny rahavavin-dreninao, na amin’ny anabavin-drainao; fa mandry amin’ny havany akaiky izay manao izany ka ho meloka. Malagasy Bible Ary aza mandry amin'ny rahavavin-dreninao, na amin'ny anabavin-drainao; fa mandry amin'ny havany akaiky izay manao izany ka ho meloka. La Bible en Malgache Aza mandry amin’ny rahavavin-dreninao na amin’ny anabavin-drainao; fa mandry amin’ny havany akaiky izay olona manao izany ka ho meloka. |
I Amrama naka an’i Jôkadeba anabavin-drainy ho vadiny; ka io no niteraka an’i Aarôna sy i Môizy taminy. Fito amby telopolo amby zato taona no andro niainan’i Amrama.
Aza misy manatom-behivavy, havany akaiky, mba hanokatra ny fitanjahany. Izaho no Iaveh.