Levitikosy 20:15 - Baiboly Katolika Raha misy lehilahy miray amin’ny biby, izy hohelohin-ko faty ary ilay biby koa hovonoinareo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Raha misy lehilahy mandry amin’ny biby dia hovonoina ho faty izy; ary ilay biby koa dia hovonoinareo. DIEM PROTESTANTA «Raha misy lehilahy miray amin’ny biby, dia hatao maty tokoa izy ary hovonoinareo koa ilay biby. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Raha misy lehilahy miray amin’ny biby, dia hatao maty tokoa izy ary hovonoinareo koa ilay biby. Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha misy lehilahy mandry amin’ny biby, dia hatao maty tokoa izy; ary ilay biby dia hovonoinareo koa. Malagasy Bible Ary raha misy lehilahy mandry amin'ny biby, dia hatao maty tokoa izy; ary ilay biby dia hovonoinareo koa. La Bible en Malgache Raha misy lehilahy mandry amin’ny biby dia hovonoina ho faty izy; ary ilay biby koa dia hovonoinareo. |
Aza mandry amin’ny biby handoto tena aminy. Aoka ny vehivavy tsy hijanona eo anoloan’ny biby handoto tena aminy, fa zava-mahamenatra izany.
Raha misy vehivavy manota hijangajanga amin’ny biby, dia hovonoina na ravehivavy na ilay biby, dia hatao maty izy ireo, ka dia amin’izy ireo ny rany.
Aoka ho voaozona izay mandry amin’ny biby, na biby inona na biby inona. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amen.