Aza misy manatom-behivavy, havany akaiky, mba hanokatra ny fitanjahany. Izaho no Iaveh.
Levitikosy 20:11 - Baiboly Katolika Raha misy lehilahy mandry amin’ny vadin-drainy, ka manokatra ny fitanjahan-drainy dia hoheloin-ko faty izy roaroa, ka dia amin’izy ireo ny rany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny olona izay mandry amin’ny vadin-drainy dia efa nandry tamin’izay nandrian’ny rainy; hovonoina tokoa izy roa ary ny ran’izy ireo dia ho aminy ihany. DIEM PROTESTANTA «Ny lehilahy, izay miray amin’ny vadin-drainy, dia manala baràka ny rainy; ary samy hatao maty tokoa na io lehilahy io na ny vadin-drainy, ka hozakain’izy roroa ny ho faty. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Ny lehilahy, izay miray amin’ny vadin-drainy, dia manala baràka ny rainy; ary samy hatao maty tokoa na io lehilahy io na ny vadin-drainy, ka hozakain’izy roroa ny ho faty. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny olona izay mandry amin’ny vadin-drainy dia efa nandry tamin’izay nandrian-drainy; hatao maty tokoa izy roroa; ny rany dia ho aminy ihany. Malagasy Bible Ary ny olona izay mandry amin'ny vadin-drainy dia efa nandry tamin'izay nandrian-drainy; hatao maty tokoa izy roroa; ny ràny dia ho aminy ihany. La Bible en Malgache Ny olona izay mandry amin’ny vadin-drainy dia efa nandry tamin’izay nandrian’ny rainy; hovonoina tokoa izy roa ary ny ran’izy ireo dia ho aminy ihany. |
Aza misy manatom-behivavy, havany akaiky, mba hanokatra ny fitanjahany. Izaho no Iaveh.
satria iriny mafy ny hahita ny vovo-tany eo an-dohan’ny olona ory; sy ataony izay hiketrahan’ny lalan’ny madinika; satria olo-mianaka izy samy mandeha amin’ny zazavavy iray ihany mba handotoany ny Anarako masina;
Re laza tsy leo dina fa misy fahalotoana atỳ aminareo, sady fahalotoana tsy fahita na dia any amin’ny Jentily aza, dia olona anankiray manambady ny vadin-drainy!
Aoka ho voaozona izay mandry amin’ny vadin-drainy fa manainga ny firakofan-drainy izy. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amen.
Aoka ho voaozona izay mandry amin’ny rafozam-baviny. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amen.