Levitikosy 16:17 - Baiboly Katolika
Aza avela hisy olona ao an-trano lay fihaonana, raha miditra izy hanao ny fanonerana ao amin’ny fitoerana masina, mandra-pivoakany. Hanao ny fanonerana ho an’ny tenany sy ny ankohonany ary ny fiangonan’i Israely rehetra izy.
Jereo ny toko
Aza avela hisy olona ao amin’ny tranolay fihaonana raha miditra hanao fanavotana ao amin’ny fitoerana masina i Arona, mandra-pialany avy nanao fanavotana ho an’ny tenany sy ny ankohonany ary ho an’ny fiangonana, dia ny Israely manontolo.
Jereo ny toko
Tsy tokony hisy olona eo amin’ny Tranolay fihaonana, manomboka hatreo amin’ny idiran’i Aharôna hanao ny fombam-pivavahana famelan-keloka mandra-pialany tao. Rehefa vita ny fombam-pivavahana famelan-keloka ho an’ny tenany sy ho an’ny ankohonany ary ho an’ny Fiangonan’ny Israelita tsivakivolo,

Ary aza avela hisy olona ao amin’ny trano-lay fihaonana, raha miditra hanao fanavotana ao amin’ny fitoerana masina Arona mandra-pivoakany avy nanao fanavotana ho an’ny tenany sy ny ankohonany ary ho an’ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra.
Jereo ny toko
Ary aza avela hisy olona ao amin'ny trano-lay fihaonana, raha miditra hanao fanavotana ao amin'ny fitoerana masina Arona mandra-pivoakany avy nanao fanavotana ho an'ny tenany sy ny ankohonany ary ho an'ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra.