Izao no lalàna amin’ny trano: Masina dia masina avokoa, ny tokotany rehetra momba azy manodidina, eo an-tampon’ny tendrombohitra. Izany no lalàna amin’ny trano.
Levitikosy 15:32 - Baiboly Katolika Izany no lalàna momba ny lehilahy mitsîka na voaloton’ny fandehanan’ny rano malotony, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izany no lalàna ny amin’ny marary mitsika sy ny amin’izay ialan’ny tsirinainy ka voaloto amin’izany, DIEM PROTESTANTA Ireo avy no fepetra ny amin’ny lehilahy voan’ny aretina mitsika na mandefa lahinaina tsy nahy ka voaloton’izany, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo avy no fepetra ny amin’ny lehilahy voan’ny aretina mitsika na mandefa lahinaina tsy nahy ka voaloton’izany, Baiboly Protestanta Malagasy Izany no lalàna ny amin’ny marary mitsika, sy ny amin’izay ialan’ny azy, ka mahaloto azy izany, Malagasy Bible Izany no lalàna ny amin'ny marary mitsika, sy ny amin'izay ialan'ny azy, ka mahaloto azy izany, La Bible en Malgache Izany no lalàna ny amin’ny marary mitsika sy ny amin’izay ialan’ny tsirinainy ka voaloto amin’izany, |
Izao no lalàna amin’ny trano: Masina dia masina avokoa, ny tokotany rehetra momba azy manodidina, eo an-tampon’ny tendrombohitra. Izany no lalàna amin’ny trano.
Izany no lalàna momba ny biby mandia tongotra efatra, ny vorona, ny zava-miaina rehetra mihetsiketsika ao anaty rano, ary izay rehetra mandady amin’ny tany,
Izany no lalàna momba ny fery habokana amin’ny fitafiana volon’ondry na rongony, ny kofehy natao tenany na fahany, ary ny zavatra natao tamin’ny hoditra, na inona na inona izany, mba hilazana azy hoe madio na maloto.
Raha misy lehilahy mandeha rano maloto, dia hampandro amin’ny rano ny tenany manontolo, ary haloto izy mandra-paharivan’ny andro.
Ampianaro hidio amin’ny fahalotoany ny zanak’i Israely, sao ho faty noho ny fahalotoany izy, amin’ny fandotoany ny Fonenako izay eo afovoany.
sy momba ny vehivavy mararin’ny fadim-bolana, mbamin’ny olona rehetra mitsîka, na lahy na vavy, sy ny lehilahy mandry amim-behivavy maloto.
Izao no lalàna: Raha misy olona maty ao amin’ny trano lay anankiray, dia haloto hafitoana avokoa ny olona rehetra miditra ao an-day, sy ny zavatra rehetra ao anatin’ny lay.
«Izany no lalàna momba ny fiahiahiana, raha misy vehivavy eo am-pelatanan’ny lahy, nivily nanao fahalotoana;
«Izao no lalàna mahazo ny nazareàna: Rehefa tapitra ny andro maha nazareàna azy, dia asaina mankeo am-baravaran’ny trano lay fihaonana izy;