Nivarina tamin’ny zanak’i Ejipta, nifanila fonenana taminao, dia tamin-dry zareo matanja-batana ianao, ary nampitomboinao ny fijangajanganao, hampahatezitra Ahy.
Levitikosy 15:3 - Baiboly Katolika Ary izao no loto avy amin’ny fitsihany: na mandeha avy amin’ny nofo ny fitsihany, na mijanona ao, dia loto izany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izao no ho fahalotoany raha marary mitsika izy, na mandeha ny fitsihany na tsy mandeha, dia samy fahalotoana izany. DIEM PROTESTANTA Na fitsihana mivoaka ivelany na fitsihana mihandrona anaty, dia samy mahatonga azy maloto. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Na fitsihana mivoaka ivelany na fitsihana mihandrona anaty, dia samy mahatonga azy maloto. Baiboly Protestanta Malagasy Ary izao no ho fahalotoany, raha marary mitsika izy: na mandeha ny fitsihany, na tsy mandeha, dia samy fahalotoana ihany izany. Malagasy Bible Ary izao no ho fahalotoany, raha marary mitsika izy: na mandeha ny fitsihany, na tsy mandeha, dia samy fahalotoana ihany izany. La Bible en Malgache Izao no ho fahalotoany raha marary mitsika izy, na mandeha ny fitsihany na tsy mandeha, dia samy fahalotoana izany. |
Nivarina tamin’ny zanak’i Ejipta, nifanila fonenana taminao, dia tamin-dry zareo matanja-batana ianao, ary nampitomboinao ny fijangajanganao, hampahatezitra Ahy.
Maimay tamin’ireo mpijangajanga izy, dia tamin’ireo izay rantsam-batam-boriky ny rantsam-batany, ary toy ny an’ny soavaly lahy, ny firehetam-pahalotoany.
«Mitenena amin’ny zanak’i Israely ary lazao aminy hoe: Ny lehilahy rehetra marary mitsîka, dia maloton’izany.