Dia hovonoiny ny sorona dorana, hatolony eo ambonin’ny ôtely miaraka amin’ny fanatitra, ka hanao ny fanonerana ho an’izany olona izany izy, dia hadio ilay olona.
Levitikosy 14:53 - Baiboly Katolika ary halefany ho any ivelan-tanàna any an-tsaha ilay vorona velona. Toy izany no hanaovana ny fanonerana ho an’ny trano, dia hadio izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Halefany any an-tsaha, any ivelan’ny tanàna, ny vorona velona; ary hanao fanavotana ho an’ny trano izy ka hadio izany. DIEM PROTESTANTA Ilay vorona velona kosa halefany hisidina any an-tsaha, any ivelan’ny tanàna. Ary hanao ny fombam-pivavahana fanadiovana ho an’ny trano izy, ka hadio izany.» Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ilay vorona velona kosa halefany hisidina any an-tsaha, any ivelan’ny tanàna. Ary hanao ny fombam-pivavahana fanadiovana ho an’ny trano izy, ka hadio izany.» Baiboly Protestanta Malagasy Fa hasainy ho entina eny ivelan’ny tanàna ny vorona velona ka halefa; dia hanao fanavotana ho an’ny trano izy, ka dia hadio izany. Malagasy Bible Fa hasainy ho entina eny ivelan'ny tanàna ny vorona velona ka halefa; dia hanao fanavotana ho an'ny trano izy, ka dia hadio izany. La Bible en Malgache Halefany any an-tsaha, any ivelan’ny tanàna, ny vorona velona; ary hanao fanavotana ho an’ny trano izy ka hadio izany. |
Dia hovonoiny ny sorona dorana, hatolony eo ambonin’ny ôtely miaraka amin’ny fanatitra, ka hanao ny fanonerana ho an’izany olona izany izy, dia hadio ilay olona.
Dia handiovany ny trano ny ran’ilay vorona, ny rano velona, ny vorona velona, ny hazo sedera, ny hisopa, ny lamba mena antitra;
ka fafazany amin’izany impito ilay hodiovina amin’ny habokany, dia holazainy hoe madio izy, ary halefany ho any an-tsaha ilay vorona velona.