Ka ny zava-manitra hosoloana lo; ny fehikibo hosoloana mahazaka; ny volo mivona, hosoloana loha sola; ny akanjo vity malalaka, hosoloana lasàka; ny hatsaran-tarehy, hosoloana tomboka amin’ny afo.
Levitikosy 13:24 - Baiboly Katolika Raha misy olona main’ny afo amin’ny vatany, amin’ny hodiny, ka misy hodi-potsy na fotsy somary mena miseho amin’ny faritra main’ny afo, dia hozahan’ny mpisorona izany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Raha misy main’ny afo eo amin’ny hoditra ka hita eo amin’ny may ny mifaritra fotsy mangirana sady mitera-mena, DIEM PROTESTANTA «Raha misy olona main’ny afo eo amin’ny hodiny ka iforonana pentina somary menamena na pentina fotsy mangirana eo amin’ny faritra may, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Raha misy olona main’ny afo eo amin’ny hodiny ka iforonana pentina somary menamena na pentina fotsy mangirana eo amin’ny faritra may, Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha misy main’ny afo eo amin’ny hoditry ny nofo, ary hita ny may, fa mitarehin-kola-mena, Malagasy Bible Ary raha misy main'ny afo eo amin'ny hoditry ny nofo, ary hita ny may, fa mitarehi-kola-mena, La Bible en Malgache Raha misy main’ny afo eo amin’ny hoditra ka hita eo amin’ny may ny mifaritra fotsy mangirana sady mitera-mena, |
Ka ny zava-manitra hosoloana lo; ny fehikibo hosoloana mahazaka; ny volo mivona, hosoloana loha sola; ny akanjo vity malalaka, hosoloana lasàka; ny hatsaran-tarehy, hosoloana tomboka amin’ny afo.
Raha misy mamontsina fotsifotsy eo amin’ny hodiny, sady nanjary fotsy azon’izany ny volon-koditra ary nofo mihena velona no hita eo amin’ny mamontsina,
nefa misy mamontsina fotsy na fotsy somary mena, eo amin’ny faritra misy izany fery izany, dia hiseho amin’ny mpisorona izany olona izany. Hozahan’ny mpisorona izy.
Fa raha nijanona amin’izay nisy azy ihany kosa ilay hodi-potsy fa tsy nanitatra, dia hola-pery izany, ka holazain’ny mpisorona hoe madio izy.»
Raha nanjary fotsy ny volon-koditra eo amin’ilay hodi-potsy, sady toa lalina latsaka ambanin’ny hoditra izy, dia habokana izany; nipoitra avy amin’ny may izany, ka holazain’ny mpisorona hoe maloto izany olona izany, dia fery habokana izany.