Nandritra ny fotoana ela i Israely, dia tsy nanana an’Andriamanitra marina, tsy nana-mpisorona mpampianatra, tsy nanan-dalàna,
Levitikosy 10:8 - Baiboly Katolika Ary i Iaveh niteny tamin’i Aarôna nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 NY TOMPO niteny tamin’i Arona hoe: DIEM PROTESTANTA Ary niteny tamin’i Aharôna ny TOMPO ka nanao hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary niteny tamin’i Aharôna ny TOMPO ka nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jehovah niteny tamin’i Arona ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Arona ka nanao hoe: La Bible en Malgache NY TOMPO niteny tamin’i Arona hoe: |
Nandritra ny fotoana ela i Israely, dia tsy nanana an’Andriamanitra marina, tsy nana-mpisorona mpampianatra, tsy nanan-dalàna,
Fa ianareo kosa aza mivoaka ny varavaran’ny trano lay fihaonana akory, fandrao dia maty ianareo, satria efa mby ao aminareo ny diloilo fanosoran’i Iaveh.» Dia nataon’izy ireo izay nolazain’i Môizy.
«Aza misotro divay na fisotro mahamamo ianao, sy ny zanakao koa, rehefa hiditra ao an-trano lay fihaonana, mba tsy hahafaty anareo,