Dia nohenoin’i Ben-Hadada i Asà mpanjaka, ka nirahiny ny filohan’ny tafiny hamely ny tanànan’i Israely, ka noreseny avokoa i Ahiôna, i Dana, i Abela-Bety-Maakà, mbamin’ny Kenerôta rehetra sy ny tanin’i Neftalì rehetra.
Josoa 19:39 - Baiboly Katolika Izany no lovan’ny fokon-taranak’i Neftalì, araka ny fianakaviany, ny tanàna sy ny zana-bohiny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireo no lovan’ny fokon’i Naftaly araka ny fianakaviana, dia ireo tanàna ireo mbamin’ny vohitra miankina aminy. DIEM PROTESTANTA Ireo tanàn-dehibe ireo miampy ny tanàna kely miankina aminy no zaratany nolovan’ny foko taranak’i Naftalỳ ho an’ireo tarika ao anatiny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo tanàn-dehibe ireo miampy ny tanàna kely miankina aminy no zaratany nolovan’ny foko taranak’i Naftalỳ ho an’ireo tarika ao anatiny. Baiboly Protestanta Malagasy Izany no lovan’ny firenena taranak’i Naftaly araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny. Malagasy Bible Izany no lovan'ny firenena taranak'i Naftaly araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny. La Bible en Malgache Ireo no lovan’ny fokon’i Naftaly araka ny fianakaviana, dia ireo tanàna ireo mbamin’ny vohitra miankina aminy. |
Dia nohenoin’i Ben-Hadada i Asà mpanjaka, ka nirahiny ny filohan’ny tafiny hamely ny tanànan’i Israely, ka noreseny avokoa i Ahiôna, i Dana, i Abela-Bety-Maakà, mbamin’ny Kenerôta rehetra sy ny tanin’i Neftalì rehetra.
Manolotra ny sisin-tanin’i Asera, hatramin’ny faritra atsinanana ka hatramin’ny faritra andrefana: anjara iray ho an’i Neftalì.
i Jerôna, i Magdalela, i Hôrema, Bet-Anata, ary Bety-Samesy; tanàna 19 sy ny zana-bohiny.
Ny fokon-taranak’i Dana, araka ny fianakaviany, no nahazo ny anjara fahafito tamin’ny loka.