Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Joela 4:8 - Baiboly Katolika

Hamidiko ny zanaka lahy aman-janaka vavinareo ho eo an-tanan’ny zanak’i Jodà, ka hamidiny amin’ny Sabeanina amin’ny firenena lavitra any; fa i Iaveh efa niteny.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Hamidiko ho lasan’ny zanak’i Joda kosa ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ary hamidiny amin’ny Sabeana kosa ireny, dia ho an’izay firenena lavitra; fa NY TOMPO no efa niteny.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Koa hamidiko amin’ny mponin’i Joda ny zanakalahy sy ny zanakavavinareo. Ireo indray hivarotra azy amin’ny Sabeanina izay firenena any lavitra. Izaho TOMPO no miteny izany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Koa hamidiko amin’ny mponin’i Joda ny zanakalahy sy ny zanakavavinareo. Ireo indray hivarotra azy amin’ny Sabeanina izay firenena any lavitra. Izaho TOMPO no miteny izany.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ka hamidiko ho lasan’ny zanak’i Joda kosa ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, Ary hamidiny amin’ny Sabeana kosa ireny, dia ho an’izay firenena lavitra; Fa Jehovah no efa niteny.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Hamidiko ho lasan’ny zanak’i Joda* kosa ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ary hamidiny amin’ny Sabeana kosa ireny, dia ho an’izay firenena lavitra; fa NY TOMPO no efa niteny.

Jereo ny toko



Joela 4:8
0 Rohy Ifampitohizana