Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Joela 4:7 - Baiboly Katolika

Fa indro Aho kosa efa hampitsangana azy any amin’ny tany nivarotanareo azy, sy hampitsingerina ny fihaikanareo ho eo an-dohanareo.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Indro, hofohaziko izy hiala any amin’ny tany izay nahalafosanareo azy, ary hatsingeriko ho eo an-dohanareo ny nataonareo.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Fa hampodîko avy amin’ny tany izay nivarotanareo azy izy ka hatsingeriko ho eo an-dohanareo ny ratsy izay nataonareo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Fa hampodîko avy amin’ny tany izay nivarotanareo azy izy ka hatsingeriko ho eo an-dohanareo ny ratsy izay nataonareo.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Indro, hofohaziko izy hiala any amin’ny tany izay nahaverezany noho ny nahalafosanareo azy, Ary hatsingeriko ho eo an-dohanareo ny nataonareo,

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Indro, hofohaziko izy hiala any amin’ny tany izay nahalafosanareo azy, ary hatsingeriko ho eo an-dohanareo ny nataonareo.

Jereo ny toko



Joela 4:7
0 Rohy Ifampitohizana