Joela 4:15 - Baiboly Katolika Ny masoandro amam-bolana, nihamaizina, afaka amin’ny kintana ny famirapiratany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ho tonga maizina ny masoandro sy ny volana ary tsy hamirapiratra ny kintana. DIEM PROTESTANTA Mihamaizina ny masoandro sy ny volana ary tsy mamiratra intsony ny kintana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Mihamaizina ny masoandro sy ny volana ary tsy mamiratra intsony ny kintana. Baiboly Protestanta Malagasy Ny masoandro sy ny volana ho tonga maizina, Ary ny kintana tsy hamirapiratra, La Bible en Malgache Ho tonga maizina ny masoandro sy ny volana ary tsy hamirapiratra ny kintana. |