Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Joela 4:14 - Baiboly Katolika

Vahoaka be, vahoaka be, ao amin’ny lohasahan’ny fanapahana!

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

E izany vahoaka mireondreona ao amin’ny lohasahan’ny fitsarana! Fa efa antomotra ny Andron’NY TOMPO ao amin’ny lohasahan’ny fitsarana.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Vahoaka tsy hita isa no tonga ao amin’ny lohasaha Fitsarana fa efa antomotra ny androm-pahatezeran’ny TOMPO.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Vahoaka tsy hita isa no tonga ao amin’ny lohasaha Fitsarana fa efa antomotra ny androm-pahatezeran’ny TOMPO.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

He izany vahoaka mireondreona ao amin’ny lohasaha fitsarana! Fa efa antomotra ny andron’i Jehovah ao amin’ny lohasaha fitsarana.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

E izany vahoaka mireondreona ao amin’ny lohasahan’ny fitsarana! Fa efa antomotra ny Andron’NY TOMPO ao amin’ny lohasahan’ny fitsarana.

Jereo ny toko



Joela 4:14
0 Rohy Ifampitohizana