Joela 4:12 - Baiboly Katolika Aoka hitsangana ny firenena, ary aoka hitraka izy ho eny amin’ny lohasahan’i Jôsafata! Fa any no hipetrahako hitsara ny firenena rehetra manodidina. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Aoka hifoha ny Jentilisa ka hiakatra ho ao amin’ny lohasahan’i Josafata; fa ao no hipetrahako hitsara ny Jentilisa rehetra avy eny manodidina eny. DIEM PROTESTANTA «Aoka hiara-manainga ireo hafa firenena ka hiakatra ao amin’ny lohasaha atao hoe ‹ny TOMPO no mitsara›.» Eo Izaho TOMPO no hipetraka hitsara ny hafa firenena rehetra manodidina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Aoka hiara-manainga ireo hafa firenena ka hiakatra ao amin’ny lohasaha atao hoe ‹ny TOMPO no mitsara›.» Eo Izaho TOMPO no hipetraka hitsara ny hafa firenena rehetra manodidina. Baiboly Protestanta Malagasy Hifoha ny jentilisa Ka hiakatra ho ao amin’ny Lohasahan’i Josafata; Fa ao no hipetrahako hitsara ny jentilisa rehetra avy eny manodidina eny. La Bible en Malgache Aoka hifoha ny Jentilisa ka hiakatra ho ao amin’ny lohasahan’i Josafata; fa ao no hipetrahako hitsara ny Jentilisa rehetra avy eny manodidina eny. |