Joela 4:11 - Baiboly Katolika Faingàna ianareo, tongava avokoa ianareo firenena manodidina rehetra, ka mivoria. Iaveh ô, ento midina ao ny maherinao! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Avia haingana, ianareo Jentilisa rehetra avy eny manodidina eny, dia ento midina ao ny maherinao, RY TOMPO ô! DIEM PROTESTANTA Tongava faingana ianareo rehetra any amin’ny firenena manodidina any ka mivoria ao amin’io lohasaha io.» Ampidino ao, TOMPO ô, ireo maherinao mba hamely azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tongava faingana ianareo rehetra any amin’ny firenena manodidina any ka mivoria ao amin’io lohasaha io.» Ampidino ao, TOMPO ô, ireo maherinao mba hamely azy. Baiboly Protestanta Malagasy Avia faingana, hianareo jentilisa rehetra avy eny manodidina eny, Dia ento midina ao ny maherinao, Jehovah ô. La Bible en Malgache Avia haingana, ianareo Jentilisa rehetra avy eny manodidina eny, dia ento midina ao ny maherinao, RY TOMPO ô! |