Joela 4:10 - Baiboly Katolika Manaova sabatra amin’ny angadinareo; sy lefona amin’ny antsinareo; aoka ny osa hilaza hoe: olo-mahery fo aho! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tefeo ho sabatra ny angadinareo, ary ho lefona ny antsinareo fanetezam-boaloboka! Aoka izay kelikely aina hihiaka hoe: Mahery aho! DIEM PROTESTANTA Tefeo ho sabatra ny lelan’angadinombinareo ary ho lefona ny antsim-barinareo; aoka na dia ny osa aza mba hihiaka hoe: ‹Mahery aho›. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tefeo ho sabatra ny lelan’angadinombinareo ary ho lefona ny antsim-barinareo; aoka na dia ny osa aza mba hihiaka hoe: ‹Mahery aho›. Baiboly Protestanta Malagasy Tefeo ho sabatra ny fangadinareo, Ary ho lefona ny antsinareo fanetezam-boaloboka; Aoka izay kelikely aina hihiaka hoe: Mahery aho! La Bible en Malgache Tefeo ho sabatra ny angadinareo, ary ho lefona ny antsinareo fanetezam-boaloboka! Aoka izay kelikely aina hihiaka hoe: Mahery aho! |