Tamin’ny fahorian’ireo rehetra, niory koa izy, ary ny Anjelin’ny tavany namonjy azy ireo. Noho ny fitiavany sy ny hamoram-pony dia ny Tenany no nanavotra azy ireo; nanohana sy nivimbina azy, nandritra ny andro rehetra fahiny.
Jeremia 45:2 - Baiboly Katolika Izao no lazain’i Iaveh mpanjakan’i Israely ny aminao, ry Baròka: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, ny aminao, ry Baroka: DIEM PROTESTANTA –Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely momba anao, ry Baròka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara –Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely momba anao, ry Baròka. Baiboly Protestanta Malagasy Izao no lazain’i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, ny aminao, ry Baroka: Malagasy Bible Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, ny aminao, ry Baroka: La Bible en Malgache Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, ny aminao, ry Baroka: |
Tamin’ny fahorian’ireo rehetra, niory koa izy, ary ny Anjelin’ny tavany namonjy azy ireo. Noho ny fitiavany sy ny hamoram-pony dia ny Tenany no nanavotra azy ireo; nanohana sy nivimbina azy, nandritra ny andro rehetra fahiny.
Ny teny nolazain’i Jeremia mpaminany tamin’i Baròka zanak’i Nerià, fony izy nanoratra ireo teny ireo tamin’ny taratasy araka ny nanononan’i Jeremia azy, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Jôakima, zanak’i Josiasa, mpanjakan’i Jodà, toy izao:
Ianao nanao hoe: «Idiran-doza aho ity! fa tsindrian’i Iaveh alahelo ny fijaliako, reraky ny misento aho, fa tsy mahita fitsaharana.» Ka lazao aminy hoe:
Fa mandehana lazao amin’ny mpianany sy amin’i Piera fa hialoha anareo any Galilea Izy, ka any no hahitanareo Azy araka ny efa voalazany taminareo.»
Izay manafaka alahelo anay amin’ny fahorianay rehetra, mba hahazoanay manafaka alahelo ny tra-pahoriana rehetra, amin’ny fanalana alahelo noraisinay taminy.
Nefa kosa, Andriamanitra ilay mpanafaka alahelo ny ory dia nanafaka alahelo anay tamin’ny nahatongavan’i Tito,
fa noho ny Tenany nalaim-panahy sy nijaly indrindra no ahavonjeny izay alaim-panahy koa.
Satria tsy mpisorom-be tsy mahalala mangoraka ny fahalementsika no antsika; fa efa nalaim-panahy tahaka antsika tamin’ny zavatra rehetra izy, afa-tsy ny fahotana.