Jeremia 42:7 - Baiboly Katolika Nony afaka folo andro, tonga tamin’i Jeremia ny tenin’i Iaveh, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony afaka hafoloana dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO. DIEM PROTESTANTA Nony afaka folo andro, dia tonga tamin’i Jeremià ny valin-tenin’ny TOMPO. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nony afaka folo andro, dia tonga tamin’i Jeremià ny valin-tenin’ny TOMPO. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony afaka hafoloana, dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’i Jehovah. Malagasy Bible Ary nony afaka hafoloana, dia tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah. La Bible en Malgache Nony afaka hafoloana dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO. |
Noho izany, izao kosa no lazain’ny Tompo Iaveh: «Indro aho efa nametraka vato ho fanorenana ao Siôna dia vato voatsapa toetra, fehizoro, sarobidy, voaorina mafy: izay miankina aminy amim-pinoana, tsy mba handositra.
Izany no iandrasan’i Iaveh vao hamindra fo aminareo izy, dia hitsangana, ka hiantra anareo; satria Andriamanitra marina i Iaveh. Sambatra izay rehetra manantena Azy!
Ny teny natao tamin’i Jeremia avy amin’i Iaveh taorian’ny nandefasan’i Nabozardàna, lehiben’ny mpiambina azy hiala tany Ramà, nony nampanalainy izy, ilay mbola nifatotra iny, teo amin’ireo babo rehetra avy any Jerosalema sy Jodà izay nentina ho any Babilôna.
ka nantsoin’i Johanàna zanak’i Karea, mbamin’ny mpifehy miaramila rehetra teo aminy, sy ny vahoaka rehetra na kely na lehibe,
Fa mbola misy fahitana amin’ny fotoam-boafetra; efa mandroso ho amin’ny fotoana fanaperana azy izy, ka tsy hamitaka; raha miadam-piavy izy, andraso ihany, satria ho avy tokoa, fa tsy ho diso.