Fa an-keriny no nangalana ahy tany amin’ny Hebrio; ary eto aho tsy nanao na inona na inona tokony handatsahana ahy amin’ity tranomaizina ity.»
Jeremia 37:16 - Baiboly Katolika Nony efa tafiditra tao an-davaka ambanin’ny andohalambo i Jeremia, sady efa nitoetra tao andro maro, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary naiditra tao an-tranomaizina, tao amin’ny efitra iray, i Jeremia, ary efa nitoetra tao andro maro izy. DIEM PROTESTANTA Ary naiditra tao amin’ilay efitra miendrika an-dohalambo i Jeremià. Efa ela nitoerana tao amin’io tranomaizina io Jeremià Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary naiditra tao amin’ilay efitra miendrika an-dohalambo i Jeremià. Efa ela nitoerana tao amin’io tranomaizina io Jeremià Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony tafiditra tao an-trano-maizina, tao amin’ilay niefitrefitra, Jeremia, ka efa nitoetra tao andro maro, Malagasy Bible Ary nony tafiditra tao an-trano-maizina, tao amin'ilay niefitrefitra, Jeremia, ka efa nitoetra tao andro maro, La Bible en Malgache Ary naiditra tao an-tranomaizina, tao amin’ny efitra iray, i Jeremia, ary efa nitoetra tao andro maro izy. |
Fa an-keriny no nangalana ahy tany amin’ny Hebrio; ary eto aho tsy nanao na inona na inona tokony handatsahana ahy amin’ity tranomaizina ity.»
Dia noraisin’izy ireo i Jeremia, ka nampidininy tao an-davak’i Melkiasa zanak’andriana, ao an-kianjan’ny fiambenana; mahazaka no nampidinana an’i Jeremia tao an-davaka izay tsy nisy rano, fa fotaka ihany, ka nilentika tanaty fotaka i Jeremia.
Nitady hamono ny aiko tao anatin’ny lavaka izy ireo, dia efa nandatsaka vato hanindry ahy.