Ary tsy vanona kosa ny vilany nataony, araka izay mety hahazo ny tanimanga eny an-tanan’ny mpanefy, ka nanao vilany hafa, araka izay tiany hatao indray, ny mpanefy tanimanga.
Jeremia 18:5 - Baiboly Katolika Dia tonga tamiko ny tenin’i Iaveh toy izao: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe: DIEM PROTESTANTA Dia nanafatra ahy ny TOMPO hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nanafatra ahy ny TOMPO hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Dia tonga tamiko ny tenin’i Jehovah hoe: Malagasy Bible Dia tonga tamiko ny tenin'i Jehovah hoe : La Bible en Malgache Dia tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe: |
Ary tsy vanona kosa ny vilany nataony, araka izay mety hahazo ny tanimanga eny an-tanan’ny mpanefy, ka nanao vilany hafa, araka izay tiany hatao indray, ny mpanefy tanimanga.
«Moa aho tsy mahazo manao aminareo, toraky ny nataon’io mpanefy tanimanga io, ry taranak’i Israely? - teny marin’i Iaveh. - Eny, toy ny tanimanga eo an-tanan’ny mpanefy, ianareo eo an-tanako, ry taranak’i Israely.