Fa izaho olona nataho-tody mandrakariva avy amin’Andriamanitra, ka tsy mahay maharitra eo anatrehan’ny fiandrianany.
Jeremia 17:17 - Baiboly Katolika Aoka tsy ho antom-pahaverezana ho ahy Ianao; Ianao no aroko amin’ny andro fahoriana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Aoka tsy ho fampatahorana ahy Ianao! Fialofako amin’ny andro fahoriana Ianao! DIEM PROTESTANTA Aoka tsy ho fampitahorana ahy Ianao fa Ianao no fialofako amin’ny androm-pahoriana! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Aoka tsy ho fampitahorana ahy Ianao fa Ianao no fialofako amin’ny androm-pahoriana! Baiboly Protestanta Malagasy Enga anie ka tsy ho fampitahorana ahy Hianao! Aroko amin’ny andro fahoriana Hianao! Malagasy Bible Enga anie ka tsy ho fampitahorana ahy Hianao! Aroko amin'ny andro fahoriana Hianao! La Bible en Malgache Aoka tsy ho fampatahorana ahy Ianao! Fialofako amin’ny andro fahoriana Ianao! |
Fa izaho olona nataho-tody mandrakariva avy amin’Andriamanitra, ka tsy mahay maharitra eo anatrehan’ny fiandrianany.
Ry Iaveh, heriko ama-mandako, sy fialofako amin’ny andron’ny fahoriana, ho tonga aminao ny firenena maro, avy amin’ny faran’ny tany, ka hanao hoe: Ny razanay tsy nahazo lova afa-tsy ny lainga, sy zava-poana tsy azo atao na inona na inona!
fanantenan’i Israely, Iaveh ô, ho menatra izay rehetra mahafoy anao! Hosoratana amin’ny tany izay miala amiko, satria nandao ny lohan’ny rano velona, Iaveh, izy ireo.
Tsara fo i Iaveh; Fiarovana amin’ny androm-pahoriana Izy. ary mahalala izay matoky Azy
Koa raiso avokoa àry ny fiadian’Andriamanitra, mba hahazoanareo manohitra amin’ny andro ratsy, dia hijoro tsara ianareo rehefa niala nenina.